Entry tsy vaky atatra (tsy, vaky, atatra)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra [1.1]
Explanations in French Impudent, éhonté [1.3]
Examples Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny. [2.4]
Synonyms tsy vaky afero
Antonyms 
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2021/10/13