|
|
|
|

Entry1  tsy tontan' ny ela
Elementary words  2  tsy, tonta, ela
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza zavatra mafy tsy simban' ny andro sy ny taona, tsy mora simba, mateza dia mateza [1.1]

Updated on 2023/06/03