Entry tsy hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana (tsy, hanina, voky, fa, vony, ahitra, ome)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza fanoloran-javatra ny hafa izay mariky ny fanajana sy ny fihavanana fotsiny [1.1]

Updated on 2020/07/31