Entry | 1 Tsimandoa |
Part of speech | 2 name (ethnonym) |
Vocabulary |
3 History |
Explanations in Malagasy |
4 Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay [1.1] |
Explanations in French |
5 Les courriers royaux s' appelaient : ceux qui ne payent pas. Ils étaient défrayés de tout dans les villages où ils passaient. [2.415#311] |
Examples |
6 Ary tsimandoa tononina ankehitriny. [2.48] 7 Mafy ihany izany fanompoan' ny tsimandoa izany, hoy izy. [2.643#64] 8 tsimandoa no niantsoana ireny olona mpitondra hafatra ireny. [2.117#118] |
Other spellings | 9 tsimandao |
Article |
10 Randzavola: tsimandoa ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 11 Tsimandao, Tsimandoa |
Updated on 2022/07/30 |