|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tsiloina
Root  2 tsilo
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Asiana tsilo: Tsiloy ity lalankely ity mba tsy handehanan' ny mpangalatra
9 Apetaka amin' ny tsilo: Notsiloiny tamin' ny rindrina ilay sary [1.1]

Entry (2/2) 10  tsiloina
Root  11 tsilo
Part of speech  12  adjective
Explanations in Malagasy  13 Misy tsilony: Biby tsiloina ny sokina [1.1]
Examples  14  Tany feno zozoro, herana, bararata, tsinkafonkafona, viha ary zava-maniry kaboa-taho sy tsiloina misy telo na efa-metatra ny haavony atao hoe vodifonga, io tany io. [2.472#170]

Anagrams  15 Silonita, 16 solitany, tsiloina

Updated on 2026/04/20