|
|
|
|

Entry 1  tsikaritra
Part of speech  2  participle
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Explanations in Malagasy  8 Sendra hita, hita miserana, mitsipalotra. [1.1]
Explanations in French  9 vu rapidement, aperçu un instant [1.3]
Examples  10  Ela vao tsikaritro fa tsy izaho irery no variana [2.4#74]
11  Nony nandalo daholo ireo mpamandrika tsiriry , izy irery no tsikaritr' I Bory fambola tsy niseho. [2.472#78]

Anagrams  12 sikitratra, tsikaritra

Updated on 2026/04/20