|
|
|
|

Entry 1  mahatsikaritra
Root  2 tsikaritra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Sendra mahita, mahatsipalotra: Nahatsikaritra andRasoa aho tany an-tsena [1.1]
Explanations in English  8 to perceive at a rapid glance [1.7]
Explanations in French  9 apercevoir instantanément [1.8]
Examples  10  Ny Menamaso alefan-dRakoto koa matetika hitsikilo ny fampinomana, ka nony mahatsikaritra ireny ny mpampinona, dia nikendry tsara tsy hahafaty olona. [1.437#]

Updated on 2026/04/19