|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tsikalana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  14 [Antambahoaka] tapa-kazo atao hidin-trano [1.78]
15 Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikalana ao ambanin' ny vata
16 Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy [1.1]
Explanations in French  17 liteaux, cale [1.13]
Synonyms  18 tsikala

Entry (2/2) 19  tsikalàna
Root  20 tsikala
Part of speech  21  passive verb
Morphology 
22  Present :
23  Past :
24  Future :
25  Imperative :
Explanations in Malagasy  26 Asiana tsikalana: Tsikalao io vata hazo io fa mando ity efitra misy azy ity [1.1]
Other spellings  27 tsikalaina, tsikalanina

Anagrams  28 alantsika, tsikalana, tsikalàna, 29 tsilakana

Updated on 2026/08/15