|
|
|
|

Entry tsikala
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikala ao ambanin' ny vata
Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy [1.1]
Derivatives 
Synonyms tsikalana

Updated on 2020/07/31