Entry tsidradraka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny ilazana toetra maro, toy ny an' ny biby mitsangam-bolo, ny zavatra mikorontana na mivaona amin' ny hala, ny olona lavo na mandry ka ny tongotra sy ny tanana mitsangana misandrahaka [1.1]
Derivatives 
 
Synonyms tsidradra

Updated on 2020/07/31