Entry fitsidradrahana (tsidradraka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity [1.1]
Synonyms fitsidradrana ~ fitsidradraka

Updated on 2023/01/05