Entry (1/3) | 1 tsiafakomby |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazan-kazo madinika misy tsilony maranitra fanaon' ny olona fefimboly |
Explanations in French |
4 [1.196] (1) (Merina, Sihanaka, Betsileo, Bara, Mahafaly) (même étymologie que "tsiafakaombe"). Malzac traduit : « que les boeufs ne peuvent franchir ».
|
Examples |
5 [2.48] Ary izany no odimafo: ravin-tsiro sy ravin-tsiafakomby, totoina ampifangaroina, dia ampisotroina ny omby, dia anafanan' azy; 6 [1.38] ary ny sasany tahaka ny «tsiafakomby»- Betsaka ny raiketra maniry any Palestina ankehitriny , nefa heverin' ny botanista fa zavatra nentina avy tany Amerika izy tamin' ny taona taorian' ny andro voalazan' ny Test. |
Vocabulary |
7 Botany |
Elementary words | 8 tsy, afaka, omby |
Scientific name |
|
Entry (2/3) | 10 tsiafakomby |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in French |
12 [1.196] (« que même le boeuf ne peut franchir »). Avant de l'appliquer aux caesalpinia introduits, ce nom aurait été donné à un arbuste autochtone : Mezoneurum hildebrandtii Vatke Ined. (Fabaceae), d'après Dandouau. |
Vocabulary |
13 Botany |
Elementary words | 14 tsy, afaka, omby |
Scientific name |
|
Entry (3/3) | 16 Tsiafakomby |
Part of speech | 17 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
18 Geography: towns |
Elementary words | 19 tsy, afaka, omby, tsy, afaka, omby |
Anagrams | 20 tsiafakomby, Tsiafakomby |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |