Entry tsara va
Elementary words tsara ; va
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fiarahabana fanao raha Andriana ilay arahabaina: Tsara va, Tompoko [1.1]
Explanations in English A greeting: tsara va? are you well? [1.7]
Explanations in French Salutation à la noblesse autrefois: tsara va? comment allez-vous? [1.8]
Examples Andriamanelo no nanavaka ny fiarahabana ny Andriana amin'ny "Tsara va Tompoko" [2.508]
Vocabulary 
Analogs  kaosy

Anagrams 

Updated on 2023/01/01