Entry | 1 tsapaina |
Root | 2 tsapa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Kasihina amin' ny tanana: Tsy azo tsapain-tanana ny vokatry ny asa saina Pondipondena: Tsapao kely ange ho hitanao ny hatavin' ity vorona ity e! Adinina: Notsapaina tamin' ny resaka sy ny marika ny fahaizako Andramana: Rahoviana no hotsapaina ilay ombinareo vao nofoiahina? Fantarina amin' ny alalan' ny fanontaniana; harofana, anaovana don-tandroka: Notsapaiko izay tena heviny marina Zahana toetra: Matetika ny olo-marina no tsapain' Andriamanitra amin' ny fakam-panahy masiaka dia masiaka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 11 atsapany, itsapana, tsapaina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |