|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsapa
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
Explanations in Malagasy  7  Fikasihana zavatra amin' ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika
8  Fanaovana izay hahafantarana ny maha-izy ny zavatra iray, fizahana toetra
9  Famangiana fahoriana
10  Hita, voamarika: Tsapako fa misy lanjany ny teny malagasy [1.1]
Examples  11  Main-tany ny fizaran-taona tamin' izay ka tsapa ery ny fisongadiny noho ny fihenan' ny rano eny an' ony. [2.470]
Proverbs  12  Proverbs containing the word tsapa

Entry (2/2)13  tsapa
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  jono hazandrano amin'ny tanana [Taisaka] [1.78]

Anagrams  16  patsa, tsapa

Updated on 2020/07/31