Entry tsangan-kevitra
Elementary words tsangana ; hevitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1]
 Foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13]
Explanations in French Idéologie [1.5]
 Doctrine [1.13]
Examples Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany? [2.285]
Vocabulary 

Updated on 2023/03/09