|
|
|
|

Entry1  tremalahy
Elementary words  2  trema, lahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  olona manankarem-be [1.1]
5  mpanefoefo [1.13]
Explanations in French  6  richard [1.13]
Examples  7  Randriampenoo, hono, no dia aneren-Renilezo an-dRazay, fa trema lahy moa ry Rainialisoa rainy [2.324]
Analogs  8  mpanjatobe, komohina, mpanarivo, mpanalina, mpanefohefo, mpanontany ny ory, metroka, matevina, ngetroka, tovinjaka, feno tsoka, manam-be hovangoana, mianjady amin' ny fananany, milomano amin' ny harena, miravoravo manana, mihary zaka, mpangoron-karena, saingona, be fofon' aina

Anagrams  9  hamelatry, mihelatra, tremalahy

Updated on 2023/08/16