|
|
|
|

Entry 1  matevina
Root  2 tevina
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  8 Lehibe ny indrakeliny: Boky matevina ~ Akanjo matevina
9 Mifanizina, mikitroka mikirindro: Ala matevina ~ Matevina izany zavona izany
10 Marihitra: Matevina izany ranom-bary izany
11 Manankarena, tremalahy: Ireny olona matevina [1.1]
12 tsipika na soratra matavitavy [1.13]
Explanations in French  13 épais; gras [1.13]
14 fourré [1.196]
Examples  15  Tao aoriana ny poketrany, ary natevina [2.4#57]
16  Na taiza na taiza dia samy natevina sy maro karazana ny fandraisana anjara [4.27]
17  zavatra henjana, matevina, mitarehim-baoritra, tsy misy mason-tenony intsony. [2.472#173]
18  Ilay volony tsy nitsaha-nihintsana teo ho eo aza, dia endre, naniry ho azy ka azo atao tanana ivoho matevina tsara. [2.470#97]
Combinations  19  10 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word matevina
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21