Entry tratra antso
Elementary words tratra ; antso
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona mety ho takatry ny antso atao
Enti-milaza koa ny efa voaheloka ho faty, nefa nahazo famindram-po ka tsy novonoina indray [1.1]

Updated on 2023/12/01