|
|
|
|

Entry1  traokabe
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fantsona miendrika antsasaka varingarina, idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka ny atiny dia misy tsibolo sy tsilelo izay afa-mamerina ny vovoka entin' ny rivotra ho any anaty vava: ny traokabe dia mizara ho traoka roa izay miditra ao anaty havokavoka ka mizarazara madinika maromaro indray
4  [1.13] faritra mitondra rivotra avy eo amin'ny tendabe mankany amin'ny traoka
Explanations in French  5  [1.13] trachée artère
Vocabulary  6  Biology
Elementary words  7  traoka, be

Anagrams  8  abetroka, aboretak, boretaka, traokabe

Updated on 2025/01/21