Entry | toro | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanondroana, fampahafantarana, filazana, fampianarana: Toro lalana, toro-hevitra [1.1] | |
Derivatives |
| |
Entry | tôro | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | [Sakalava-Mayotte] Sommeil [1.405] | |
Synonyms | tôromaso | |
Entry | toro | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Maty: Toro izy [1.78] | |
Voaporitra, voatoto: Toro ny tanako voakaton' ny varavarana [1.1] | ||
Updated on 2023/10/20 |