Entry tontolo iainana
Elementary words tontolo ; iainana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fifandraisan' ny zavamananaina na tsy manana aina amin' ny olombelona miaina ao anivony, ka mety manasoa na manaratsy ny fiainan' izany olombelona izany eo amin' ny lafiny rehetra maha olona [1.62]
Illustrations 

Updated on 2023/04/16