Entry tontolo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy mivaky, tsy nahafahana: Indray andro tontolo
Rehetra tsy misy avaka: Midera an' Andriamanitra ny tany tontolo raha vao maraina [1.1]
Explanations in English The whole; total [1.7]
Explanations in French Tous, tout entier, en totalité [1.3]
 Le tout, total [1.8]
Derivatives 
Compound words 
Hyponyms Ny Baiboly sy ny fampielezana azy amin' izao tontolo izao (Ramiandry J)
Proverbs 

Updated on 2023/05/08