|
|
|
|

Entry1 tompony mangataka atiny
Elementary words  2tompo, 3mangataka, 4aty
Part of speech  5 locution
Explanations in Malagasy  6olona mangataka amin' ny zavatra izay azy ihany teo aloha (angamba olona nivarotra omby no nahatonga ny fitenenana, ka nony lafo ilay omby izy indray no nangataka ny atiny tamin' ilay nividy). [1.1]

Updated on 2025/09/12