Entry | 1 tinombana |
Root | 2 tombana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Voatombana, notombanana, novinavinaina ny tokom-bidiny: Notinombana ny vidin' ilay tanimbary ka hay tsy takatry ny vola [1.1] |
Explanations in French |
5 évalué [1.3#718] |
Morphology |
|
Synonyms | 9 voatombana |
Anagrams | 10 mibontana, tinombana |
Updated on 2023/01/20 |