|
|
|
|

Entry1  tohoka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Rehefa mety ho fefy atao hanampina rano mandeha ka mahatonga azy hihandrona: Toho-drano
9  Kitay na tain' omby avovona be eo am-patana; fanesehana ny kitay ao am-patana
10  Fihinanana sakafo na fisotroana rano izay tsy alozina fa atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Zatra ny antoho-jinga ka tsy velon' ny an-kararana [1.1]
Explanations in French  11  barrière servant à arrêter l'eau et à la faire entrer ou à la maintenir dans les rizières
12  bois ou bouses de vache amoncelées dans le foyer
13  action de porter le verre, la cuillère, la bouteille aux lèvres, de présenter l'ouverture de la nasse aux poissons [1.3#711]
Compound words 

Anagrams  15  hôtoka, kotoha, tohoka

Updated on 2023/05/31