Entry fitohoka (tohoka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban' ny zavatra mitohoka, izany hoe mihandrona betsaka eo am-bavan-javatra, varavarana, sns...: Jereo izato fitohoky ny vahoaka eo am-baravarana [1.1]

Updated on 2023/01/05