|
|
|
|

Entry (1/3) 1  tohina
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3 action de toucher [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Combinations  22  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tohina

Entry (2/3) 23  tohina
Part of speech  24  participle
Explanations in Malagasy  25 Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera
26 Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe
27 Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka. [1.1]
Explanations in French  28 touché légèrement
29 dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens) [1.3]
Examples  30  Hoy aho somary tohina. [2.944#]
31  Mora tohina amin'ny fony izy: [2.298#109]
Morphology 
32  Present :
33  Past :
34  Future :
Proverbs  35  Proverbs containing that word

Entry (3/3) 36  tohina
Part of speech  37  noun
Explanations in Malagasy  38 tsy fahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa [1.13]
Explanations in French  39 allergie [1.13]
Vocabulary  40  Health

Anagrams  41 antohy, 42 hatony, tohina

Updated on 2026/07/17