|
|
|
|

Entry 1  tohinina
Root  2 tohina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Kasihina kely: Aza tohininao aho fa manoratra [1.1]
Explanations in French  9 Qu'on touche légèrement: Aza tohininao aho, fa manoratra (Ne me touchez pas, parce que j’écris) ~ Aza tohininao ny bokiko (Ne touchez pas mes livres) [1.3#710]
Examples  10  Tsy maintsy tohinina foana io fery maharary anay rehetra io. [2.472#]
11  ary tsira-pahazavana no mananika ny tendro amam-batan' ny Tanàna, sady vonona hanohitra ny farasisan' ny ririnina mihamihintsana tohinina. [2.285#]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tohinina
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 ihantony, tohinina

Updated on 2026/04/21