Entry | 1 tinapaka |
Root | 2 tapaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 voatapaka, tapahina: Notinapaka tamin' ny fivoriana farany fa hanao sahoby ny fikambanana [1.1] |
Explanations in French |
5 coupé, décidé [1.3#682] |
Examples |
6 tinapaka ny hazo sy ny bozaka. [2.445#73] 7 Raha harena ka hanao fidorobok' ambora: raha tokana no tinapaka, rato no efa maniry. [2.245#73] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 voatapaka |
Updated on 2023/01/20 |