Entry tinaitra (taitra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tairina, fohazina: Notinaitran' ny poa-basy ny zaza
Voatampoka, gaga: Tinaitran' ilay vaovao i dada ka nandraiki-narary [1.1]
Explanations in French Surpris, effrayé subitement [1.3]
Morphology 
Present : tinaitra, tinaitrako, tinaitranao, tinaitrany, tinaitrantsika, tinaitranay, tinaitranareo, tinaitran'
Past : notinaitra, notinaitrako, notinaitranao, notinaitrany, notinaitrantsika, notinaitranay, notinaitranareo, notinaitran'
Future : hotinaitra, hotinaitrako, hotinaitranao, hotinaitrany, hotinaitrantsika, hotinaitrnaay, hotinaitranareo, hotinaitran'
Synonyms voataitra

Anagrams 

Updated on 2023/01/20