Entry tehirizina (tahiry)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notehiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tehiriziko hataoko vatsy iretovola ireto raha mandeha aho
Tanana: Tehirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo [1.1]
Morphology 
Present : tehirizina, tehiriziko, tehirizinao, tehiriziny, tehirizintsika, tehirizinay, tehirizinareo, tehirizin', tehirizin-, tehirizim-, tehirizi-
Past : notehirizina, notehiriziko, notehirizinao, notehiriziny, notehirizintsika, notehirizinay, notehirizinareo, notehirizin', notehirizin-, notehirizim-, notehirizi-
Future : hotehirizina, hotehiriziko, hotehirizinao, hotehiriziny, hotehirizintsika, hotehirizinay, hotehirizinareo, hotehirizin', hotehirizin-, hotehirizim-, hotehirizi-
Imperative : tehirizo
Other spellings 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31