|
|
|
|

Entry1  teboka aman-paingo
Elementary words  2  teboka, amana, paingo
Part of speech  3  locution
Vocabulary  4  Linguistics
Explanations in Malagasy  5  mari-pijanonan-tsoratra:
6  -a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy
7  -b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny... [1.1]
Explanations in English  8  semicolon [3.1]
Explanations in French  9  point-virgule [1.5, 1.13]
International  10  ";" [3.1]
Tables and plates  11  Punctuation marks

Updated on 2023/01/01