|
|
|
|

Entry teboka roa
Part of speech locution
Elementary words teboka, roa
 Mari-pijanonan-tsoratra fampiasa:
-a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely
-b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho
-d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako" [1.1]
 Colon [3.1]
 Deux points [1.5, 1.13]
Vocabulary 
Analogs  teboka telo ~ teboka aman-paingo ~ teboka famaranana
Tables and plates Punctuation marks and other marks

Updated on 2023/01/01