Entry tay manala sasatra
Elementary words tay ; manala ; sasatra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny olona kamo ka manararaotra ny fandehanana mivalana any an-tranokely mba hakana aina, olona mijanona ela loatra ao an-tranokely rehefa mivalana [1.1]

Updated on 2023/08/02