Entry tatsy ho atsy
Elementary words tatsy ; ho ; atsy
Part of speech adverb [full list]
Examples 
1Tatsy ho atsy, dia matetika nihoatra ny laoniny ny fomba. [2.298]
2Tatsy ho atsy no nitaran' ny fialan-tsiny amin' ny tsy izy : mila ho lava noho ny tena resaka io amin' ny sasany, lasa fampiderana haingon-teny fotsiny. [2.285]

Updated on 2023/02/21