Entry |
tatsimo
|
Part of speech | noun or adverb
|
Explanations in Malagasy | Olona na foko avy any amin' ny faritra atsimo [1.1]
|
Explanations in English | The south people [1.7]
|
Explanations in French | Les gens du sud [1.8, 1.5]
|
Examples |
1 | Tsy maintingoro io fa menarana tsotra, hoy kosa ireo tatsimo.
[2.643]
|
2 | Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny Tavaratra Ny Tsikoa Ny Tatsimo.
[2.113]
|
3 | Teo aloha dia nataon' ny olona tatsimo fa ny soavaly dia songomby avy tany an-dafy;
[2.69]
|
|
Elementary words | t~ ; atsimo |
Analogs |
tandrefana ~
tatsinanana ~
tavaratra |
|