|
|
|
|

Entry1  Tatsimo
Elementary words  2  t~, atsimo
Part of speech  3  noun or adverb
Explanations in Malagasy  4  Olona na foko avy any amin' ny faritra atsimo [1.1]
Explanations in English  5  the south people [1.7]
Explanations in French  6  les gens du sud [1.8, 1.5]
Examples  7  Tsy maintingoro io fa menarana tsotra, hoy kosa ireo tatsimo. [2.643#57]
8  Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny Tavaratra Ny Tsikoa Ny tatsimo. [2.113#21]
9  Teo aloha dia nataon' ny olona tatsimo fa ny soavaly dia songomby avy tany an-dafy; [2.69#197]

Updated on 2024/09/03