Entry | tato | ||||||
Part of speech | adverb, past form | ||||||
Explanations in Malagasy | Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [1.1] | ||||||
Examples |
| ||||||
Elementary words | t~ ; ato | ||||||
Compound words |
| ||||||
Entry | tatô | ||||||
Part of speech | adverb | ||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] tokoa [1.78] | ||||||
Synonyms | tatôbe | ||||||
Anagrams | tato, tota |
Updated on 2023/09/21 |
![]() |