Entry | tany kotra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao [1.1] | |
Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy [2.117] | ||
Examples | Ny tany efa kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso.
[2.117] | |
Vocabulary | Economy: agriculture | |
Updated on 2023/10/24 |