Entry tany kotra
Elementary words tany ; kotra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao [1.1]
 Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy [2.117]
Examples Ny tany efa kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. [2.117]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/10/24