|
|
|
|

Entry1  taninketsa
Elementary words  2  tany, ketsa
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Economy: agriculture
Explanations in Malagasy  5  Tany amafazana ny vary ambolena, izay mbola hafindra amin' ny tena atao hoe tanimbary [1.1]
Explanations in English  6  the seedbed where young rice plants are grown [1.7]
Explanations in French  7  terrain où l'on sème le riz [1.3]
8  petite rizière où l'on cultive les plants de riz [1.8]
9  pépinière [1.13]
10  La pépinière [1.196]
Examples  11  Atondraka eny an-tsisin' ny taninketsa ny rano. [2.445#]
12  dia tongava taninketsa ny Betsileo erantanierandanitra i Merinalavasofina! [2.48]
13  Hermann, fa na hivarotana taninketsa aza, tsy maintsy mandroso ny sekolintsikai. [2.356#]
Proverbs  14  Proverbs containing the word taninketsa

Updated on 2023/12/03