Entry | 1 tangosana |
Root | 2 tango |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tapahina amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na laingon' ny anana: Notangosan' Isambilo daholo ny anamamy tao an-tanimboly 5 Tapahina ny tongotra sy ny elatry ny valala: Tangosy ireto valala ireto, rankizy [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 antsangao, antsangoa, atsangano, tangosana |
Updated on 2023/01/20 |