Entry | tanantsotro | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fitoerantsotro mihantona; haron-kely fasiana ny sotro, izay mazàna ahantona eo amin' ny andry afovoan-trano tsy lavitra ny fatana, na eo ambonin' ny fatana mihitsy [1.1] | ||
Elementary words | tanana ; sotro | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word tanantsotro | ||
Updated on 2023/06/27 |
![]() |