|
|
|
|

Entry1  tanàna masina
Elementary words  2  tana, masina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  toerana nonenan' ny razan' Andriana fahiny ka nohajain' ny Ntaolo fatratra, manana ny fadiny, nangalana rano amin' ny Fandroana nihasinan' ny mpanjaka [1.1]

Updated on 2023/11/20