|
|
|
|

Entry 1  talantalana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  19 Toeran' entana avoavo
20 Hazo narafitra handadian' ny voaloboka na voninkazo
21 Tsivalan-kazo misy ny boky amin' ny fitoeram-boky [1.1]
22 fitoeran'ny entana misy ambaratonga [1.13]
Explanations in English  23 a platform or shelf of sticks, board or stone [1.7]
Explanations in French  24 étagères, rayons d’une bibliothèque, tonnelle, supports pour faire grimper les plantes [1.3#656]
25 étagère ou établi en bois, pierre [1.8]
26 étagère, rayons [1.13]
Examples  27  Ataingina eo ambony talantalana io vata io. [2.117#]
28  Rehefa vory maro ny olona dia «vangaina», izany hoe anamboarana talantalana eo alatrano, dia atao eo ny faty. [2.436#]
Combinations  29  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word talantalana

Updated on 2026/04/20