Entry | 1 talaho |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Fangatahana arahim-piangaviana fatratra; fangataham-pitahiana amin-Janahary ho ana marary, ho an' olona' ndeha hivahiny: Resin' ny talahony aho ka nanaiky ihany tamin' ny farany. [1.1] |
Explanations in English | 4 supplication [1.7] |
Explanations in French | 5 supplication [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Anagrams | 12 talaho, taloha |
Updated on 2020/07/31 |