|
|
|
|

Entry 1  mitalaho
Root  2 talaho
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mangataka arahim-piangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany
9 Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona' ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay [1.1]
Explanations in English  10 to entreat, to beg earnestly [1.7]
Explanations in French  11 prier, supplier [1.8]

Anagrams  12 Hamolita, mitalaho, 13 motalahy

Updated on 2026/04/20