| Entry | 1 takizinina |
| Root | 2 takizina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Atao tonga maizina; avala ho ao anaty haizina: Aza takizinina amin' io lambam-baravarana matevimbe io ny efitrano
9 Atao tonga fadiranovana [1.1] |
| Updated on 2026/04/20 |
|