| Entry | 1 takizina |
| Root | 2 izina |
| Part of speech | 3 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
21 Maizina tsy misy jiro na hazavana: Takizina tao izahay nandritra ny fahefatr' adiny
22 Ambany saina tsy mbola tratran' ny fahalalana [1.1] |
| Updated on 2026/04/20 |
|